Orinasa Malagasy niorina tao Fianarantsoa ny taona 2018.
Mpamokatra vokatra teknolojika mifandraika amin'ny filan'ny Malagasy.
Miara miasa amin'ny andrenivohitra amin'ny fiarovana ny trano, motos, magazay sns. Ary miara miasa betsaka ihany koa amin ireo tantsaha amin ny fiarovana ny voliny (vanille, girofle sns...) amin'ny alalan'ny anti-vols sy alarmes izay vokariny. Vita tanteraka avy eto madagasikara.