Fefy misy herin'aratra (Cloture électrique)
ASANY: Miaro ny trano, saha (Vanille,café sns...)
Mandeha batterie sy panneau solaire nefa afaka alefa ihany koa amin ny herin'aratry ny Jirama.
Mitsitsy sady mafy ary tena maharo ny vokatry ny tantsaha.
Misy lakile ny mamelona sy mamono azy, afaka ampiarahina amin'ny télécommande ihany koa.
Garantie: 1 an.